20 lines
877 B
Markdown
20 lines
877 B
Markdown
# ho esoriko ao anatin'ny boky ny anaran'izany olona izany
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "izany olona izany" dia manondro ny hoe "izany anaran'olona izany". DH: "Hamafa ny anaran'izany olona izany amin'ny bokiko Aho"
|
|
|
|
# bokiko
|
|
|
|
Io dia manondro ny bokin'i Yaveh izay noresahin'i Mosesy ao amin'ny 32:30.
|
|
|
|
# Fa amin'ny andro hamaizako azy ireo, dia ho faiziko
|
|
|
|
Amin'ny andro izay hanapahan'Andriamanitra hevitra ny hanasazy azy ireo, dia hazava fa Andriamanitra no mitsara azy ireo.
|
|
|
|
# nandefa areti-mandringana teo amin'ireo vahoaka i Yaveh
|
|
|
|
Ireo areti-mandringana ireo dia mety aretina tena mandoza. DH: "Nataon'i Yaveh narary mafy ny vahoaka"
|
|
|
|
# izy ireo nanamboatra ilay ombikely, izay nataon'i Arona
|
|
|
|
Na dia nanao ilay ombikely aza i Arona, dia ho meloka ihany koa ny vahoaka satria niteny an'i Arona mba hanamboatra izany izy ireo. DH: "notenenin'izy ireo mba hanao ombikely i Arona"
|