16 lines
678 B
Markdown
16 lines
678 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
|
|
|
|
# tsy maintsy mitandrina ny Sabata
|
|
|
|
Ny fampianarany momba ny Sabata dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe mitandrina ny Sabata. DH: "tsy maintsy mankatoa ireo fampianaran'i Yaveh momba ny Sabata"
|
|
|
|
# Tsy maintsy mitandrina izany ho lalàna maharitra hatramin'ny taranaky ny vahoakany izy ireo
|
|
|
|
"Tsy maintsy mitandrina izany izy ireo sy taranaky ny taranak'izy ireo rehetra." Jereo ny nandikanao izany ny hoe "hatramin'ny taranaky ny vahoakan'izy ireo" ao amin'ny 12:12.
|
|
|
|
# lalàna maharitra
|
|
|
|
"lalàna tsy ho tapitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:42.
|