32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
|
|
|
|
# Oholiaba...Ahisamaka
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# Nasiako fahaiza-manao ny tao am-pon'ny rehetra izay hendry
|
|
|
|
Ny fanaovana ny olona hahay manao zavatra dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe nasiany fahaizana tao anatin'ny fon'izy ireo. DH: "Efa nomeko fahaiza-manao ny rehetra izay hendry" na "Efa nataoko afaka hanao zavatra tsara ny rehetra izay hendry"
|
|
|
|
# lay fihaonana
|
|
|
|
Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.
|
|
|
|
# fiaran'ny vavolombelona
|
|
|
|
Ny fiara dia tratra izay misy ireo didy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:31. DH: "ny tratra misy ny didy"
|
|
|
|
# saronam-panavotana
|
|
|
|
Io dia sarona izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay nanaovana ny fanavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.
|
|
|
|
# alitaran'ny didin-kazo manitra
|
|
|
|
"alitara handoroana ny ditin-kazo manitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:3.
|
|
|
|
# alitaran'ny fanatitra dorana
|
|
|
|
"alitara izay handorana ny fanatitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:26.
|