plt_tn/exo/30/19.md

12 lines
380 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# rano ao anatin'izany
"rano ao anatin'ny kovetabe"
# ho an'i Arona sy ireo taranany ary hatramin'ireo taranaka fara-mandimbin'izy ireo
"ho an'i Arona sy ireo taranaky ny taranak'izy ireo rehetra". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 12:12.