plt_tn/exo/29/03.md

16 lines
515 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh
# Ataovy anaty harona iray ireo
"Ataovy ny mofo, mofomamy, ary mofo manify"
# ary atolory miaraka amin'ilay vantontr'ombilahy sy ireo ondrilahy roa
Eto ny "atolory" dia midika hoe manolotra ho sorona. Ny dikan'io feno dia afaka adika mazava. DH: "ary atolory Ahy ireo rehefa manao sorona vantotr'ombilahy sy ireo zanak'ondry roa" (UDB)
# lay fihaonana
Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.