16 lines
447 B
Markdown
16 lines
447 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
|
|
|
|
# fitoerana masina...tabernakely
|
|
|
|
Eto ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy.
|
|
|
|
# Tsy maintsy ataonareo
|
|
|
|
Eto ny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# asehoko anao ao amin'ny drafitra
|
|
|
|
"aneho anareo ao amin'ny sary" na "aneho anareo ao amin'ny modely." Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Mosesy.
|