plt_tn/exo/20/24.md

449 B

alitara tany

ny alitara dia natao tamin'ny fitaovana avy amin'ny tany, tahaka ny vato, tany, na tanimanga

Eny amin'ny toerana rehetra izay hanomezana voninahitra ny anarako

Eto ny hoe "anarana" dia sarinteny ho maha-Andriamanitra. DH: "nofidianao hanome voninahitra Anao" (UDB)

Aza miakatra amin'ny ambaratongany ho eo amin'ny alitarako

"Aza manao alitara izay misy zana-tohatra"

hisehoan'ny fitanjahanareo

"maneho ny fitanjahanareo"