12 lines
513 B
Markdown
12 lines
513 B
Markdown
# tananao ankavanana
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "tanana ankavanana'' dia manondro ny fahefana maherin'Andriamanitra. DH: "tamin'ny fahefanao mahery"
|
|
|
|
# Naninjitra ny tananao ankavanana Ianao
|
|
|
|
I Mosesy dia miresaka momba an'Andriamanitra izay nampisy zavatra hitranga toy ny hoe naninjitra ny tanany Andriamanitra. DH: "Tamin'ny fahefanao mahery no nampitranganao izany"
|
|
|
|
# nitelina azy ireo ny tany
|
|
|
|
Noharin'i Mosesy toy ny olona tahaka ny hoe mitelina na mihinana amin'ny vavany ny tany. DH: "nitelina azy ireo ny tany"
|