24 lines
1.4 KiB
Markdown
24 lines
1.4 KiB
Markdown
# Rehefa nanatona akaiky i Farao
|
|
|
|
Ny teny hoe "Farao" eto dia manondro ny tafik'i Egypta manontolo. DH: "Rehefa nanatona i Farao sy ny tafiny"
|
|
|
|
# raiki-tahotra izy ireo
|
|
|
|
"raiki-tahotra ireo Israelita"
|
|
|
|
# Satria ve tsy misy fasana any Egypta, no dia nentinao ho faty aty an-tany efitra aty izahay?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana io ireo Israelita mba hilazana ny tebiteby sy ny fahatahoran'izy ireo fahafatesana. Io fanontaniana fampisainana io afaka adika ho fanambarana. DH: "Nisy fasana betsaka mba handevenana anay tany Egypta. Tsy tokony nitondra anay ho any an'efitra mba ho faty ianao!"
|
|
|
|
# Nahoana no nataonao tahaka izao izahay, ka nentinao niala tany Egypta?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana io ireo Israelita mba hibedesana an'i Mosesy tamin'ny nitondrana azy ireo tany an'efitra mba ho faty. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy tokony nanao anay toy izao tamin'ny nitondranao anay nivoaka tany Egypta ianao!"
|
|
|
|
# Tsy izao ve no efa nolazainay taminao tany Egypta?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana io ireo Israelita mba hanindriana fa izany no efa nolazain'izy ireo tamin'i Mosesy. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Izany mihitsy no efa nolazainay taminao fony mbola tany Egypta izahay."
|
|
|
|
# Hoy izahay taminao hoe: 'Avelao izahay amin'izao, mba hahafahanay miasa ho an'ny Egyptiana.'
|
|
|
|
DH: "Noteneninay ianao hoe avelao izahay, mba ahafahanay miasa ho an'ireo Egyptiana."
|