8 lines
567 B
Markdown
8 lines
567 B
Markdown
# Ho anareo, ity volana ity no ho fiandohan'ireo volana, dia ny voalohan'ny volana amin'ny taona ho anareo
|
|
|
|
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manindry fa ny volana izay nitrangan'izany zava-niseho tamin'ity toko ity dia ho fiatombohan'ny tetiandron'ny taonan'izy ireo.
|
|
|
|
# voalohan'ny volana amin'ny taona
|
|
|
|
Tafiditra amin'ny volana voalohan'ny tetiandro Hebreo ny tapany faran'ny Martsa sy ny tapany voalohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana. Izany dia manamarika ny namonjen'i Yaveh ireo Israelita tamin'ireo Egyptiana.
|