12 lines
641 B
Markdown
12 lines
641 B
Markdown
# hanamafy ny fon'i Farao
|
|
|
|
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4: 21. DH: ''hahatonga an'i Farao ho mafy loha"
|
|
|
|
# famantarana maro...fahagagana maro
|
|
|
|
Ny teny hoe ''famantarana'' na "fahagagana" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeany. Mampiasa ireo Andriamanitra mba hanindriana ny fahalebiazan'izay hataony amin'i Egypta.
|
|
|
|
# hametraka ny tanako ao...hanatsotra ny tanako amin'ny
|
|
|
|
Ny teny hoe "tanako" dia manondro ny halebiazan'ny herin'Andriamanitra. DH: "ampiasa ny heriko hanohitra...haneho ny asako mahery hanohitra"
|