4 lines
404 B
Markdown
4 lines
404 B
Markdown
# Raha tsy nihaino Ahy ireo Israelita, nahoana i Farao no hihaino ahy, satria tsy dia mahay mandaha-teny aho?
|
|
|
|
Nanontany io fanontaniana io i Mosesy tamim-panantenana fa hiova hevitra Andriamanitra ny amin'ny fampiasana an'i Mosesy. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Satria tsy nihaino Ahy ireo Israelita, na ho toy izany koa i Farao, satria tsy dia mahay miteny aho!"
|