|
# nisehoako tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba
|
|
|
|
"Niseho tamin'i Abrahama, tamin'i Isaka, ary tamin'i Jakoba Aho"
|
|
|
|
# tsy nahalala Ahy izy ireo
|
|
|
|
DH: "Tsy fantatr'izy ireo Aho"
|
|
|
|
# fitarainana
|
|
|
|
Izany dia midika hoe manao feo mampalahelo noho ny fanaintainana sy ny fijaliana.
|