plt_tn/est/09/29.md

341 B

Estera mpanjaka vavy zanaka vavin'i Abihaila sy i Mordekay ilay Jiosy dia nanoratra tamim-pahefana feno ka nanamafy ity taratasy faharoa

Estera dia zanaka vavin'i Abihaila. Estera sy i Mordekay no nanoratra ilay taratasy.

Abihaila

Hadikao toy ny tao amin'ny 2:15 izany anaran-dehilahy izany.

taratasy faharoa

"Taratasy fanampiny"