plt_tn/est/09/26.md

20 lines
762 B
Markdown

# nantsoin'izy ireo hoe Porima ireo andro ireo, avy amin'ny anarana hoe Pora
Ny fiantsoana zavatra iray amin'ny zavatra hafa dia midika ho fanomezana anarana mitovy. DH: "nantsoin'izy ireo hoe Porima ireo andro ireo, avy amin'ny teny hoe Pora"
# Porima
Izany dia firavoravoana ho fahatsiarovana ny famonjena ireo vahoaka Jiosy tamin'ny teti-dratsin'i Hamana hamotika sy hamono ny Jiosy rehetra tao anatin'ny iray andro tao amin'ny Persa fahiny.
# ny anarana hoe Pora
Izany dia azo hadika mazava koa ny dikany. DH: "ny teny hoe Pora, izay midika hoe 'ozona'"
# Ireo andro ireo dia ho hankalazaina sy ho tandremana
DH: "Ireo Jiosy dia hankalaza sy hitandrina ireo andro ireo"
# tsy hitsahatra ny hitandrina am-pahatokiana
DH: "hitandrina am-pahatokiana"