plt_tn/est/09/13.md

320 B

hanatanteraka ity didy androany ity koa rahampitso

Ny hoe "manatanteraka" dia fomba fiteny izay midika hoa hanao zavatra izay efa nandidiana na efa nomanina ho atao. DH: "hanao rahampitso izay nodidiana anio"

zanak'i Hamana folo lahy

"10 lahy"

hazo fanantonana

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 5:14 izany.