plt_tn/est/05/03.md

12 lines
673 B
Markdown

# Na dia mihoatra ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homena anao izany
DH: "raha mangataka mihoatran'ny antsasaky ny fanjakako ianao, dia omeko anao izany"
# Raha sitraky ny mpanjaka izany, dia aoka ny mpanjaka sy Hamana ho avy amin'ny fanasana izay nomaniko ho azy androany
Mba hampisehoana fanajana ho an'ny mpanjaka, dia matetikany olona tsy miantso azy hoe "ianao". Izany dia azo ampiarahana amin'ny teny hafa izay mampiseho fanajana. DH: "Ry mpanjaka, raha sitrakao, manatona ary ento i Hamana ... ho anao" na "Tompoko, raha mazoto hanao izany ianao, manatona, ary aoka i Hamana hiaraka aminao ... ho anao"
# Hamana
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany.