plt_tn/est/03/10.md

356 B

peratra fitombokase

Pieratra manokana izay nampiasaina mba hanasina fitombokase ofisialin'ny mpanjaka amin'ny fanambarana.

Hitako fa naverina taminareo sy ny vahoakareo ny vola

Ny hevitr'io fehezanteny io dia tsy mazava. Ireto no ho heviny 1) "haveriko aminao ireo vola" na 2) "raiso ilay vola ary omeo ireo lehilahy araka ny efa nolazainao izany."