plt_tn/eph/06/12.md

534 B

nofo sy rà

Ity fomba fiteny ity dia maneho ny olona, fa tsy ny fanahy izay tsy manana vatan'olombelona.

Noho izany itafio ny fiadian'Andriamanitra rehetra

Ireo Kristianina dia tokony mampiasa loharano fiarovana izay omen'Andriamanitra azy ireo amin'ny fiadiana ny devoly tahaka ny miaramila mitafy fiadiana mba hiarovana ny tenany amin'ireo fahavalo.

mba afahanareo mijoro amin'izao andron'ny ratsy izao

Ny teny hoe ''mijoro'' dia maneho ny fanoherana tsara na fiadiana zavatra. DH: ''mba afahanareo manohitra ny devoly''