8 lines
441 B
Markdown
8 lines
441 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Paoly manome torolalana mba hampahery ireo mpino amin'ity ady iainantsika ho an' Andriamanitra ity.
|
|
|
|
# Itafio ny fiadian'Andriamanitra rehetra, mba afahanao mijoro manohitra ireo tetiky ny devoly
|
|
|
|
Ireo Kristianina dia tokony mampiasa ny loharanao rehetra omen'Andriamanitra mba hijoroana tsara manohitra ny devoly toy ny miaramila mitafy fiadiana mba hiarovana ny tenany amin'ny fanafihan'ireo fahavalo.
|