plt_tn/eph/05/15.md

664 B

Mitandrema amin'ny fomba fiainanao _ tsy tahaka ny tsy hendry fa tahaka ny hendry

Ny olona tsy hendry dia tsy miambina ny tenan'izy ireo amin'ny fahotana. Na izany aza ny olona hendry dia afaka mamantatra fahotana ary mandositra izany. DH: ''Noho izany dia tsy maintsy mitandrina mba hiaina tahaka ny olona hendry ianareo fa tsy tahaka ny olona adala''

Araraoty ny fotoana

''Manaova ny zavatra tsara indrindra vitanao amin'ny fotoanao,'' ''Ampiasao am-pahendrena ny fotoananao,'' na ''Ampiasao amin'ny tsara ampiasana azy ny fotoana''

satria izao andro izao dia ratsy

DH: "satria ny olona manodidina anareo dia manao ireo karazan-javatra ratsy rehetra"