443 B
443 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly dia namita ny fampianarany momba izay tsy tokony ataon'ireo mpino ary hiafarana amin'izay tsy maintsy ataon'izy ireo.
Ialao ny lolom-po rehetra
'''hajanony ny fitezerana momban'ny zavatra ratsy nataon'ny hafa taminao''
haromontana
fotoanan'ny hatezerana mafy
Manàna fahalemem-panahy
''Fa kosa, tokony ho tsara fanahy ianareo''
fahatsoram-po
''tsara fanahy'' na ''feno fangoraham-po''