plt_tn/eph/03/14.md

716 B

Noho izany

''Satria Andriamanitra nanao izany rehetra izany ho anareo''

mandohalika eo anatrehan'ny Ray aho

Ny fandoalihana dia sarin'ny maha-olona iray manontolo amin'ny fihetsika vavaka. DH: ''Mandoalika amin'ny vavaka amin'ny Ray aho'' na '''mivavaka am-panetre-tena amin'ny Ray aho''

izay nanome anarana ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy eto an-tany

Ny asa fanomezana anarana eto dia mety maneho ny asa famoronana koa. DH: ''izay namorona ny nanome anarana ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy eto an-tany''

hanomezany anareo, araka ny haren'ny voninahiny, mba hatanjaka amin-kery

Andriamanitra, satria Izy tena lehibe sy mahery, dia hanome anareo ho tonga matanjaka amin'ny heriny''