20 lines
875 B
Markdown
20 lines
875 B
Markdown
# Fa tamin'ny fahasoavana no namonjena anareo tamin'ny alalan'ny finoana
|
|
|
|
Ny hatsaram-panahin'Andriamanitra amintsika no antony nanomezany antsika tombony ho voavonjy tamin'ny fitsarana raha toa ka mahatoky tanteraka an'i Jesosy isika. DH: ''Andriamanitra namonjy anareo tamin'ny fahasoavana nohon'ny finoanareo taminy''
|
|
|
|
# ary tsy avy aminareo izany
|
|
|
|
Ny ''izany'' dia maneho ilay hoe ''tamin'ny fahasoavana no namonjena anareo tamin'ny alalan'ny finoana.''
|
|
|
|
# Tsy avy amin'ny asa
|
|
|
|
''ity famonjena ity dia tsy tonga nohon'ny zavatra tsara vitanareo''
|
|
|
|
# tao amin'i Kristy Jesosy
|
|
|
|
Ny ''ao amin'i Kristy Jesosy'' ary teny mitovitovy amin'izay dia fanoharana izay hita matetika ao amin'ireo taratasin'ny Testamenta Vaovao. Ireo dia maneho ny karazana fifandraisana mahery vaika eo amin'i Kristy sy ireo izay mino Azy.
|
|
|
|
# handehanantsika
|
|
|
|
''hanarahantsika'' na ''hanaovantsika''
|