plt_tn/eph/02/04.md

1.0 KiB

manan-karena famindram-po Andriamanitra

''be famindram-po Andriamanitra'' na ''tsara fanahy amintsika Andriamanitra''

noho ilay fitiavany lehibe izay nitiavany antsika

''nohon'ny fitiavany lehibe antsika'' na ''satria tia be antsika Izy''

Tamintsika mbola maty tao anatin'ny fahadisoana, dia novelominy niaraka tamin'i Kristy

Ity dia mampiseho ny tsy fahafahan'ny olona mankatoa an'Andriamanitra amin'ny maha-mpanota azy mandra-panomezana azy fiainana vaovao ara-panahy tahaka ny olona maty tsy afaka mamaly ara-batana raha tsy natsangana tamin'ny maty.

any an-danitra

''any amin'ny tontolo tsy hita maso." Ny teny hoe ''lanitra'' dia maneho ny toerana misy an'Andriamanitra. Jereo ny nanaovanao izany tao amin'ny 1:3.

ao amin'i Kristy Jesosy

Ny ''ao amin'i Kristy Jesosy'' ary teny mitovitovy amin'izay dia fanoharana izay hita matetika ao amin'ireo taratasin'ny Testamenta Vaovao. Ireo dia maneho ny karazana fifandraisana mahery vaika eo amin'i Kristy sy ireo izay mino Azy.

amin'ny vanim-potoana ho avy

''amin'ny ho avy''