28 lines
957 B
Markdown
28 lines
957 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Paoly manokatra ny taratasiny amin'ny firesahana momban'ny toeran'ireo mpino sy ny fiarovana azy ireo eo anatrehan'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Deraina anie ny Andriamanitra sy ny Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika
|
|
|
|
DH: ''Aoka isika hidera ilay Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika''
|
|
|
|
# izay nitahy antsika
|
|
|
|
''satria Andriamanitra nitahy antsika''
|
|
|
|
# fitahim-panahy rehetra
|
|
|
|
''ny fitahiana rehetra tonga avy any amin'ny Fanahin'Andriamanitra''
|
|
|
|
# any an-danitra
|
|
|
|
''any amin'ny tontolo tsy hita maso." Ny teny hoe ''lanitra'' dia maneho ny toerana misy an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ao amin'i Kristy
|
|
|
|
Ny ''ao amin'i Kristy'' ary teny mitovitovy amin'izay dia fanoharana izay hita matetika ao amin'ireo taratasin'ny Testamenta Vaovao. Ireo dia maneho ny karazana fifandraisana mahery vaika eo amin'i Kristy sy ireo izay mino Azy.
|
|
|
|
# masina sy tsy manan-tsiny
|
|
|
|
Paoly mampiasa teny roa mitovitovy mba hanamafisana ny hatsaram-panahy.
|