plt_tn/ecc/10/15.md

370 B

manavesatra azy ireo

"mahatonga azy ireo mahatsapa harerahana"

ka tsy fantany akory na dia ny lalana makany an-tanan-dehibe aza.

Mety midika 1) fa ny olona adala dia lasa reraka avy amin'ny fiasana mafy izay tsy hahaizany mitady ny lalany etsy sy eroa, na 2) fa ny olona adala dia lasa reraka amin'ny fiasana mafy satria tsy fantany loatra izay handehanany mody.