plt_tn/ecc/08/08.md

16 lines
586 B
Markdown

# Tsy misy mpanapaka amin'ny fofon'ainy ka hampijanona ny fofon'aina... sy misy manan-kery amin'ny andron'ny fahafatesany.
Tsy misy na iray manana fahaizana hampitsahatra ny tenany avy amin'ny fofon'aina, tsy misy na iray afaka hanohy ny fiainany rehefa tonga ny foton'ny fahafatesana.
# ny faharatsiana dia tsy hamonjy ireo izay andevon'izany
Ny mpanoratra dia miresaka ny faharatsiana toy ny hoe tompony izay nanana andevo.
# nampihatra ny foko
D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny foko"
# ny asa tsara rehetra izay natao
D.H: "karazana asa rehetra izay ataon'ny olona"