plt_tn/ecc/07/27.md

16 lines
425 B
Markdown

# Nanampy vokam-pikarohana iray tamin'ny hafa aho
D.H: "fikaroan-javatra iray aorian'ny hafa"
# mba hahita fanazavana ny zava-misy
D.H: "mba mahay manazava fiainana"
# olo-marina iray teo amin'ny arivo aho
Olo-marina iray ihany no ita tao amin'ny vondrona 1,000 lahy. D.H: "olo-marina 1 teo amin'ny 1,0000"
# vehivavy iray teo amin'ireo rehetra ireo
Tsy nisy vehivavy marina iray hita teo amin'ny vondrona 1,000 vavy.