plt_tn/ecc/07/19.md

305 B

mihoatra noho ny mpanapaka folo ao amin'ny tanàna iray.

Ny fahendrena dia nampitahaina amin'ny mpanapaka amin'ny tanàna maro. Ny fahendrena dia afaka mana ny olona ho manan-danja noho ny mpanapaka ny tanàna maro.

manao soa sy tsy mbola nanota izany mihitsy

D.H: "manao asa tsara ary tsy manota"