plt_tn/ecc/07/17.md

16 lines
425 B
Markdown

# Nahoana ianao no tokony ho faty mialohan'ny fotoanao?
"Tsy misy antony ho anao tokony hafaty anao haingana noho ianao"
# mihazona io fahendrena
"manaoa ny tenanao amin'ny fahendrena"
# tsy tokony hamela ny fahamarinana handeha ianao
"tokony hiezaka tsy hitsahatra ho marina ianao" na "tokony miezaka mijanona ho marina ianao"
# hahita ireo adidiny rehetra
"hanao ny zavatra rehetra izay hanendren'Andriamanitra azy"