plt_tn/ecc/07/01.md

283 B

Ny laza tsara

D.H: "ny laza tsara"

ka tokony raisin'ny olona velona am-po izany.

Mila mihevitra izay karazana anarana na laza izay hananany izy ireo ary handao rehefa maty any aoriana. D.H: "ireo izay mbola velona dia tsy maintsy miheritreritra zava-dehibe mahakasika izany."