plt_tn/ecc/05/06.md

481 B

Aza avela hampanota ny nofonao ny vavanao

"aoka izay teneninao tsy hampanota anao."

Nahoana no mampatezitra an'Andriamanitra... tanana?

"Tsy maintsy lotoina izany mba hampatezitra an'Andriamnitra... tanana."

hanimba ny asan'ny tananao?

"ravao izay rehetra ataonao"

Fa ao amin'ny nofy maro, tahaka ny ao amin'ny teny maro, dia misy entona tsy misy dikany.

"Ny fizaran-teny dia tsy manome hevitra ho azy ireo, tahaka ny fananana nofy maro mahatonga ireo ho tena izy."