plt_tn/ecc/02/09.md

443 B

ary ny fahendreko nitoetra tamiko

"manohy ny fihetsiko am-pahendrena hatrany aho" na "manohy ny fahendreko hatrany aho"

Na inona na inona nirian'ny masoko

D.H: "Na inona na inona itako sy niriako"

tsy nohazoniko tamin'izy ireo.

D.H: "azoko tamin'ny tenako"

Tsy nihazona ny foko tamin'ny fahafinaretana rehetra aho

D.H: "Namela ny tenako hitia ny zavatra rehetra izay nampifaly ahy aho."

ny foko dia nifaly

D.H: "nifaly aho"