plt_tn/deu/33/22.md

8 lines
297 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano.
# Dana dia zana-diona izay miantsampy avy any Basana
Ny vahoakan'i Dana dia matanjaka tahaka ny zana-diona, ary manafika ny fahavalon'izy ireo izay monina any Basana izy ireo.