plt_tn/deu/33/10.md

319 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Levy izy, izay nanomboka tao amin'ny 33:8.

didinao ... lalànao ... eo anoloanao ... alitaranao

Mosesy miresaka amin'i Yaveh, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.