24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Nampandeha azy teny amin'ireo toerana avon'ny tany Izy
|
|
|
|
Fomba fiteny ity. Ny teny hoe "azy" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "nampandehanan'i Yaveh teny amin'ireo toerana avon'ny tany izy ireo" na "nampin'i Yaveh izy ireo haka sy hibodo an'ilay tany"
|
|
|
|
# Nampandeha azy ... namahana azy ... namelona
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita hoe "Jakoba" (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "nampandeha an'ireo razambentsika ... namahana azy ireo ... namelona azy ireo"
|
|
|
|
# namahana azy ny vokatry ny saha
|
|
|
|
"nentiny tany amin'ny tany feno vokatra izay afaka hohaniny izy"
|
|
|
|
# namelona azy tamin'ny tantely avy amin'ny vatolampy izy, ary menaka tamin'ny harambato afovato
|
|
|
|
Ilay tany dia feno tantely-dia, izay mamokatra tantely, miaraka amin'ny tohon-tantely ao anaty lavak'ireo vatolampy. Nisy hazo oliva maro koa tao, izay namokatra menaka, ary mitombo eo amin'ny vatolampy, havoana, ary tendrombohitra.
|
|
|
|
# namelona azy tamin'ny tantely
|
|
|
|
Izany dia tahaka ny reny manome ny tratrany ho an'ny zaza. "namela azy hitsetsitra tantely"
|