plt_tn/deu/32/01.md

28 lines
786 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny amin'ny vahoakan'Israely.
# Mihainoa, ry lanitra ... Aoka ny tany hihaino
Yaveh miresaka amin'ny lanitra sy ny tany toy ny hoe mihaino eo ireo. Ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh dia miresaka amin'ireo mponin'ny lanitra sy ny tany na 2) Yaveh dia miresaka amin'ny lanitra sy ny tany toy ny hoe olona ireo.
# Aoka ny fampianarako hilatsaka toy ny ranon'orana ... sy ho toy ny oram-be amin'ny zava-maniry
Ity dia midika fa tian'i Yaveh ny vahoaka mba hanaiky am-paharisihana ny fampianarany izay manampy.
# hiraraka
Mampiasà ny teny amin'ny fiteninao ho an'ny fisehon'ny ando.
# ando
rano izay miseho eny amin'ny ravin-kazo sy ahitra amin'ny maraina.
# ahi-maitso
"zava-maniry vaovao"
# oram-be
orana mivatravatra.