plt_tn/deu/31/16.md

12 lines
385 B
Markdown

# Indro
"henoy tsara izay ho lazaiko anareo."
# hiara-handry amin'ireo razanao ianao
Ity dia fomba mihaja hilazana ny hoe "ho faty ianao." DH: "ho faty ianao ary hiaraka amin'ireo razambenao izay efa maty talohanao"
# hitsangana ka hanao tahaka ny mpijangajanga
Ny hoe mijangajanga dia sarinteny ho an'ny fanompoana andriamanitra hafa noho Yaveh. DH: "hanomboka tsy hahatoky Ahy"