plt_tn/deu/31/12.md

514 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo mpisorona sy ireo loholona.

ny vahininao izay ao amin'ny vavahadin'ny tanànanao

Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia maneho an'ireo tanàna mihitsy. Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. DH: "ny vahininao izay mipetraka ao amin'ireo tanànanao"

hitandrina ny teny rehetra amin'io lalàna io

"hankato tsara an'ireo didy rehetra ao amin'io lalàna io"