40 lines
1.6 KiB
Markdown
40 lines
1.6 KiB
Markdown
# Ny taranaka ho avy, dia ireo zanaka izay handimby anareo
|
|
|
|
Ireo teny hoe "ireo zanakao izay handimby anareo" dia milaza hoe iza ilay "taranaka ho avy."
|
|
|
|
# ireo ny areti-mandringana amin'ity tany ity sy ireo aretina izay nampahararian'i Yaveh izany
|
|
|
|
"ny fomba nanozonan'i Yaveh ny tany Kanana tamin'ny areti-mandingana sy aretina"
|
|
|
|
# rehefa hitan'izy ireo fa tonga solifara sy sira mirehitra ny tany manontolo
|
|
|
|
Ny olona dia manisy solifara sy sira eo amin'ny tany mba tsy hampitombo ny zavatra rehetra. "rehefa hitan'izy ireo fa nandoro ny tany tamin'ny solifara sy sira Yaveh"
|
|
|
|
# izay tsy namafazana na inona na inona na namoha voa
|
|
|
|
DH: "izay tsy misy afaka hamafy voa ary tsy hamoha voa ireo vokatra"
|
|
|
|
# tahaka ny naharava an'i Sodoma sy Gomoro
|
|
|
|
DH: "tahaka ny fotoana nandravan'i Yaveh tanteraka an'i Sodoma sy Gomora"
|
|
|
|
# Adma sy Jeboima
|
|
|
|
Ireo dia anaran-tanàna izay noravain'i Yaveh niaraka tamin'i Sodoma sy Gomora.
|
|
|
|
# tamin'ny fahavinirany sy fahatezerany
|
|
|
|
Ireo anarana hoe "fahavinirana" sy "fahatezerana" dia manana dika mitovy. DH: "tamin'Izy tezitra mafy"
|
|
|
|
# hiara-hilaza amin'ny firenen-kafa rehetra izy ireo ... lehibe izao?
|
|
|
|
DH: "hanontany miaraka amin'ireo firenena hafa rehetra ny antony nanaovan'i Yaveh izany tamin'ilay tany izy ireo, sy ny dikan'ny firehetan'ny hatezerany lehibe."
|
|
|
|
# hiara-hilaza amin'ny firenen-kafa rehetra izy ireo
|
|
|
|
"ireo taranakao sy ireo vahoakan'ny firenena hafa rehetra dia hilaza"
|
|
|
|
# Inona no hevitr'izao firehetan'ny fahatezerana lehibe izao?
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia mampita hevitra iray amin'ny alalan'ny teny roa. DH: "inona no dikan'izao hatezerana mahatsiravina izao?
|