plt_tn/deu/28/65.md

692 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.

tsy hisy fitsaharana ho an'ireo faladian-tongotrao

Eto ny fehezanteny hoe "faladihan-tongotrao" dia ,maneho ilay olona mihitsy. DH: "mila mirenireny foana ianao satria tsy manana trano maharitra izay afaka hitsaharanao"

homen'i Yaveh fo tora-kovitra, maso mitanondrika, ary fanahy izay malahelo ianao any

Fomba fiteny ity. DH: "hahatonga anao hatahotra, tsy hanana fanantenana, sy malahelo Yaveh"

Hihantona amin'ny ahiahy eo anatrehanao ny fiainanao

Fomba fiteny ity. DH: "tsy ho fantatrao na ho velona ianao na ho faty"