24 lines
999 B
Markdown
24 lines
999 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# avy lavitra, avy any amin'ny faran'ny tany
|
|
|
|
Ireo roa ireo dia manana dika mitovy ary manamafy fa ireo fahavalo dia ho tonga avy any amin'ny firenena izay tena lavitra an'Israely.
|
|
|
|
# avy any amin'ny faran'ny tany
|
|
|
|
Fomba fiteny ity. DH: "avy any amin'ny toerana izay tsy misy fantatrao ny mombamomba azy"
|
|
|
|
# tahaka ny voromahery manidina ho amin'ny hazany
|
|
|
|
Ity dia midika fa ny fahavalo dia ho avy tampoka ary tsy ho afaka hanajanona azy ireo ny Israelita.
|
|
|
|
# firenena masiaka endrika izay tsy manaja ny zokiolona ary tsy maneho sitraka
|
|
|
|
Ny teny hoe "firenena" dia sarinteny ho an'ny vahoaka ao amin'io firenena io. DH: "firenena izay manana endrika masika ny vahoakany, izay tsy manaja ny zokiolona sy tsy manome sitraka"
|
|
|
|
# mandra-paharingana anao
|
|
|
|
DH: "mandra-pandringanan'izy ireo anao" na "mandra-pamelany anao tsy manana na inona na inona"
|