plt_tn/deu/28/32.md

755 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Ireo zanakao lahy sy ireo zanakao vavy dia homena ireo olon-kafa

DH: "Homeko an'ireo olona hafa ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy" na "ho alain'ireo fahavalo ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy"

hitady azy ireo tontolo andro ireo masonao, nefa tsy hahavita miandry azy ireo

Eto ny hoe "ny masonao" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "Ho vizana ianao eo am-pitadiavana azy ireo sy eo am-piandrasana ny hahita azy ireo indray"

Tsy hisy hery eo an-tananao

Eto ny sarinteny hoe "hery eo an-tananao" dia maneho ny fahefana. DH: "tsy hanana fahefana hanaovana na inona na inona momban'izany ianao"