plt_tn/deu/28/11.md

20 lines
677 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# amin'ny zanakao, amin'ny vokatry ny biby fiompinao, ary amin'ny vokatry ny taninao
Fomba fiteny ity. Misy teny mitovy hita ao amin'ny 28:3. DH: "amin'ny zanaka, biby, ary vokatra"
# trano fitehirizany any an-danitra
Mosesy dia miresaka ny rahona izay hiavian'ny rotsak'orana toy ny hoe trano be izay hitehirizany ny orana izany. DH: "ny rahona"
# amin'ny fotoany
"rehefa mila izany ny vokatra"
# ny asan'ny tananao rehetra
Ny teny hoe "tanana" dia misolotena an'ilay olona mihitsy. DH: "ny asa rehetra izay ataonao"