plt_tn/deu/28/09.md

629 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Hanorina anao tahaka ny vahoaka izay voatokana ho Azy Yaveh

Yaveh misafidy ny vahoakan'Israely mba ho Azy amin'ny fomba miavaka dia resahina toy ny hoe mametraka azy ireo eo amin'ny toerana samihafa amin'ny toerana izay onenan'ny firenena hafa rehetra Yaveh. DH: "ho ataon'i Yaveh ho vahoaka masina izay Azy ianao"

ianao dia nantsoina tamin'ny anaran'i Yaveh

Eto ny sarinteny hoe "antsoina amin'i anaran'i yaveh" dia midika hoe Azy. DH: "Yaveh dia niantso anao hoe Azy"