32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# Raha mijinja ny vokatrao any amin'ny sahanao ianao
|
|
|
|
"rehefa mijinja ny vary eny an-tsahanao ianao"
|
|
|
|
# amboara
|
|
|
|
vary izay hafatotry ny mpijinja hiaraka.
|
|
|
|
# avelao ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty ary ho an'ny mpitondratena izany
|
|
|
|
DH: "tokony avelanao ilay amboara mba ho alain'ny vahiny, kamboty, na mpitondratena"
|
|
|
|
# amn'ny asan'ny tananao rehetra
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "amin'ny asa rehetra izay ataonao"
|
|
|
|
# Rehefa manintsana ny hazo olivanao ianao
|
|
|
|
DH: "Rehefa manintsana ireo sampan'ny hazo olivanao ianao, mahatonga ireo oliva hihintsana eny amin'ny tany mba hahafahanao mitsimpona ireo"
|
|
|
|
# aza mamerina mitsimpona ireo eny amin'ny sampany intsony
|
|
|
|
"aza mioty ny oliva tsirairay rehetra eny amin'ny hazo"
|
|
|
|
# ho an'ny vahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena izany
|
|
|
|
DH: "ireo oliva izay mijanona eny amin'ireo sampany dia natao ho an'ireo vahiny, kamboty, ary ireo mpitondratena mba ho alaina sy ho entin'izy ireo"
|