plt_tn/deu/23/05.md

20 lines
712 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# tsy hihaino
Fomba fiteny ity. DH: "tsy nifantoka"
# namadika ilay ozona ho fitahiana ho anao
"nitahy anao fa tsy nanozona anao"
# Tsy tokony hitady ny fiadanana na fanambinan'izy ireo mihitsy ianao
Ireo mety ho heviny dia 1) "tsy tokony hanao fifanarahana fihavanana amin'ireo Amonita sy ireo Moabita mihitsy ianao" na 2) "tsy tokony hanao na inona na inona izay mahatonga zavatra handeha tsara ho an'ireo vondron'olona 2 ireo mba hanambinana azy ireo ianao"
# mandritry ny androm-piainanao rehetra
Fomba fiteny ity. DH: "raha mbola firenena koa ianao"