plt_tn/deu/22/03.md

677 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Tokony manao tahaka izany amin'ny apondrany ianao

"Tokony averinao tahaka izany ihany koa ny apondrany"

tokony manao tahaka izany amin'ny fitafiany ianao

"tokony averinao tahaka izany ihany koa ny akanjony"

tsy tokony manafina ny tenanao ianao

Fomba fiteny ity. DH: "ianao dia tsy tokony hanao toy ny hoe tsy hitanao izy hoe nanary zavatra" na "tsy tokony handeha tsy manao na inona na inona ianao"

tokony manampy izany hiarina indray ianao

"tokony manampy ilay Israelita namanao mba hanarina ilay biby ianao"