plt_tn/deu/20/14.md

338 B

ireo zaza madinika

"ny ankizy"

ny hareny rehetra

"ireo zavatra manan-danja rehetra"

babo

Izany dia ireo zavatra manan-danja izay alain'ny vahoaka izay mandresy ady amin'ireo vahoaka izay notafihan'izy ireo.

tanàna rehetra

Eto ny hoe "tanàna" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny olona rehetra izay monina ao amin'ireo tanàna"